Buy books written by Angelo Raza Available at Bookswagon
close menu
Bookswagon
search
My Account
Angelo Raza

Angelo RazaAngelo Razafimamonjy, raim-pianakaviana, teratany Malagasy, mpifindra monina any Aostralia, ary "mpampiofana ireo maniry hanatanteraka ny nofinofiny", dia olona mafana fo amin'ny fanohanana ny hafa ho tafita amin'ny fiainana. Amin'ny maha mpanoratra,mpandaha-teny, ary mpampiofana azy dia nanampy olona maro izy hisedra ny tsy rariny amin'ny fiainana, hitondra fiovana sy hanefy ny tenan'izy ireo, ka nanampy azy ireo hanatanteraka ny nofiny. Niasa tao amina tanana kely fitrandrahana harena an-kibontany i Angelo, tany an-tanindrazany, Madagasikara. Nahatsiaro ho vahiny-tompontany mandrakariva anefa izy tao anatin'izany. Ny talentany, ny fanampian'ny mpiray tanindrazana aminy, ary ny finoany no nanampy azy hamadika ny fahasosorany ho hery hananavao azy. Tia mizara ny hafaliany tamin'ireo namany i Angelo sy ny ankohonany, miaraka amin'ny gitara sy ny tonotono. Manasa anao izy anio hanefy ny fiainanao mba ho olombaovao vonona hanatanterahana ny nofinao ianao. Mifandraisa aminy amin'ny: www.blackcandyoz.com Read More Read Less

5 results found
Filter0Switch to Grid View
List viewGrid view
Sort By:
1.
Black Candy, MIOVA MBA HANOVA
No Review Yet
AED84
Binding:
Paperback
Release:
01 Sep 2021
Language:
Malagasy
International Edition
Ships within 10-12 Days Explain..
2.
Black Candy
No Review Yet
AED14
Binding:
Digital (delivered electronically)
Release:
21 Nov 2019
Language:
English
Out of Stock
Notify me when this book is in stockNotify Me
No more records found